Eksodosy 22:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary hirehitra tokoa ny fahatezerako+ ka hovonoiko amin’ny sabatra ianareo, dia ho lasa mpitondratena ny vadinareo ary ho kamboty ray ny zanakareo.+ Josoa 22:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ianareo indray anefa izao no miala tsy manaraka an’i Jehovah. Raha mikomy amin’i Jehovah ianareo anio, dia amin’ny vahoakan’Israely manontolo izy no ho tezitra+ rahampitso. Romanina 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa noho ny kirinao+ sy ny fonao tsy mibebaka+ no anangonanao fahatezerana+ ho anao ho amin’ny andro fahatezerana+ sy fampiharihariana+ ny fitsarana marin’Andriamanitra.+
24 Ary hirehitra tokoa ny fahatezerako+ ka hovonoiko amin’ny sabatra ianareo, dia ho lasa mpitondratena ny vadinareo ary ho kamboty ray ny zanakareo.+
18 Ianareo indray anefa izao no miala tsy manaraka an’i Jehovah. Raha mikomy amin’i Jehovah ianareo anio, dia amin’ny vahoakan’Israely manontolo izy no ho tezitra+ rahampitso.
5 Fa noho ny kirinao+ sy ny fonao tsy mibebaka+ no anangonanao fahatezerana+ ho anao ho amin’ny andro fahatezerana+ sy fampiharihariana+ ny fitsarana marin’Andriamanitra.+