Eksodosy 32:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary hitan’i Mosesy fa nanaram-po tanteraka ny olona, satria efa navelan’i Arona hanaram-po tanteraka+ mba hahafa-baraka azy ireo eo imason’ny fahavalony.+
25 Ary hitan’i Mosesy fa nanaram-po tanteraka ny olona, satria efa navelan’i Arona hanaram-po tanteraka+ mba hahafa-baraka azy ireo eo imason’ny fahavalony.+