1 Mpanjaka 7:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nipetraka teo ambonin’ny omby+ roa ambin’ny folo ilay izy, ka omby telo nitodika nianavaratra, telo niankandrefana, telo nianatsimo, ary telo niantsinanana. Ilay ranomasina dia teo ambonin’ireo omby ireo, ary nifampiamboho izy rehetra.+
25 Nipetraka teo ambonin’ny omby+ roa ambin’ny folo ilay izy, ka omby telo nitodika nianavaratra, telo niankandrefana, telo nianatsimo, ary telo niantsinanana. Ilay ranomasina dia teo ambonin’ireo omby ireo, ary nifampiamboho izy rehetra.+