6 Samy notarihin’ny rainy izy rehetra ireo, rehefa nihira tao an-tranon’i Jehovah niaraka tamin’ny kipantsona+ sy ny lokanga+ ary ny harpa,+ mba hanaovana ny fanompoana ao an-tranon’Andriamanitra.
Ary teo ambany fifehezan’ny mpanjaka i Asafa sy Jedotona ary Hemana.+