2 Tantara 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely kosa izy,+ ka nanao sarivongan’ireo Bala+ tamin’ny metaly.+ 2 Tantara 28:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary nasiany toerana avo+ tany amin’ny tanànan’i Joda rehetra, mba hanolorana setroka ho sorona ho an’andriamani-kafa.+ Koa nampahatezitra+ an’i Jehovah Andriamanitry ny razany izy.
2 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely kosa izy,+ ka nanao sarivongan’ireo Bala+ tamin’ny metaly.+
25 Ary nasiany toerana avo+ tany amin’ny tanànan’i Joda rehetra, mba hanolorana setroka ho sorona ho an’andriamani-kafa.+ Koa nampahatezitra+ an’i Jehovah Andriamanitry ny razany izy.