FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 14:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nanao toerana avo+ ho an’ny tenany koa izy ireo, ary nanao tsangambato masina+ sy tsato-kazo masina,+ teny amin’ny havoana+ avo rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka+ rehetra.

  • 2 Mpanjaka 15:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Mbola tsy nesorina anefa ny toerana avo, ary mbola nanao sorona sy nanolotra setroka ho sorona teny ihany ny olona.+ Izy no nanorina ny vavahady ambony tamin’ny tranon’i Jehovah.+

  • 2 Tantara 21:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nanao toerana avo+ teny amin’ny tendrombohitr’i Joda koa izy, mba hitaomana ny mponin’i Jerosalema hanana fifandraisana mamoafady amin’ny andriamani-diso,+ sy mba hamitahana ny Joda.+

  • 2 Tantara 33:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia naoriny indray ireo toerana avo+ efa noravan’i Hezekia rainy.+ Ary nanorina alitara+ ho an’ireo Bala+ sy nanao tsato-kazo masina+ izy. Dia niankohoka+ teo anatrehan’izay rehetra eny amin’ny lanitra+ izy, ka nanompo an’ireny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara