FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 16:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa naka ny taniny+ i Manase sy Efraima+ zanak’i Josefa.+

  • 2 Tantara 17:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa nametrahany tafika tany amin’ny tanàna voaro mafy rehetra tao Joda, ary nasiany toby miaramila koa tany amin’ny tanin’i Joda sy ireo tanànan’i Efraima izay nobaboin’i Asa rainy.+

  • 2 Tantara 34:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary tany amin’ireo tanànan’i Manase+ sy Efraima+ sy Simeona ka hatrany amin’ireo tanànan’i Naftaly sy tany amin’ny toerana rava rehetra,

  • Hosea 11:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Hataoko ahoana anefa no hahafoy anao, ry Efraima ô?+ Ary hataoko ahoana no hanolotra anao, ry Israely ô?+ Hataoko ahoana no hamely anao tahaka an’i Adma?+ Ary hataoko ahoana no hamely anao tahaka an’i Zeboima?+ Efa niova hevitra ny aminao aho,+ fa hontsa dia hontsa ny foko.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara