1 Tantara 26:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Io Selomota io sy ny rahalahiny no niandraikitra ny zava-tsarobidy rehetra efa nohamasinin’i+ Davida+ Mpanjaka sy ny lohan’ireo fianakaviambe,+ sy ny lehiben’ny arivo, sy ny lehiben’ny zato, ary ny lehiben’ny tafika. Matio 23:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ry adala sy jamba! Fa inona no lehibe kokoa: ny volamena sa ny tempoly izay mahamasina ilay volamena?+
26 Io Selomota io sy ny rahalahiny no niandraikitra ny zava-tsarobidy rehetra efa nohamasinin’i+ Davida+ Mpanjaka sy ny lohan’ireo fianakaviambe,+ sy ny lehiben’ny arivo, sy ny lehiben’ny zato, ary ny lehiben’ny tafika.
17 Ry adala sy jamba! Fa inona no lehibe kokoa: ny volamena sa ny tempoly izay mahamasina ilay volamena?+