1 Tantara 29:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary satria tiako+ ny tranon’Andriamanitro, dia misy koa volamena sy volafotsy izay fananako,+ omeko ho an’ny tranon’Andriamanitro, ho fanampin’izay efa nomaniko ho an’ilay trano masina:+
3 Ary satria tiako+ ny tranon’Andriamanitro, dia misy koa volamena sy volafotsy izay fananako,+ omeko ho an’ny tranon’Andriamanitro, ho fanampin’izay efa nomaniko ho an’ilay trano masina:+