Nomery 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Lazao amin’i Arona sy ny zanany hoe: ‘Izao no tsodrano+ hataonareo amin’ny zanak’Israely: Deoteronomia 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Tamin’izay fotoana izay no nanokanan’i Jehovah ny fokon’i Levy+ mba hilanja ny Vata misy ny fifanekena+ nataon’i Jehovah, sy mba hitsangana eo anatrehan’i Jehovah hanompo azy,+ ary mba hitso-drano amin’ny anarany mandraka androany.+
8 “Tamin’izay fotoana izay no nanokanan’i Jehovah ny fokon’i Levy+ mba hilanja ny Vata misy ny fifanekena+ nataon’i Jehovah, sy mba hitsangana eo anatrehan’i Jehovah hanompo azy,+ ary mba hitso-drano amin’ny anarany mandraka androany.+