FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 23:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ny zanak’i Amrama dia i Arona+ sy Mosesy.+ Ary natokana+ mba hanamasina ny Masina Indrindra+ i Arona, eny, izy sy ny taranany mandritra ny fotoana tsy voafetra, mba hanolotra setroka ho sorona+ eo anatrehan’i Jehovah sy hanompo azy+ ary hitso-drano+ amin’ny anarany mandritra ny fotoana tsy voafetra.

  • 1 Tantara 26:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Rehefa nozaraina toy izany ireo mpiandry vavahady, dia samy nanana ny anjara raharahany na izy ireo na ny filoha teo anivony.+ Izany no fanompoana nataony ho an’ny tranon’i Jehovah.

  • 2 Tantara 13:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa ny anay kosa, i Jehovah no Andriamanitray,+ ary tsy nahafoy azy izahay. Mpisorona taranak’i Arona no manao fanompoana ho an’i Jehovah, ary toy izany koa ny Levita izay manao ny anjara raharahany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara