Salamo 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ka hilaza hoe: “Izaho efa nametraka ny mpanjakako+Ao Ziona,+ tendrombohitro masina.”+ Isaia 35:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa hiverina any Ziona amim-pihobiana+ ireo navotan’i Jehovah,+ ary hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo.+ Ho feno hafaliana sy haravoana izy ireo, ary handositra azy ny alahelo sy ny fisentoana.+ Matio 21:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Lazao amin’i Ziona zanakavavy hoe: ‘Iny avy iny ny Mpanjakanao.+ Malemy fanahy+ izy, ary mitaingina ampondra, eny, zanak’ampondra, dia zanaky ny biby mpitondra entana.’”+
10 Koa hiverina any Ziona amim-pihobiana+ ireo navotan’i Jehovah,+ ary hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo.+ Ho feno hafaliana sy haravoana izy ireo, ary handositra azy ny alahelo sy ny fisentoana.+
5 “Lazao amin’i Ziona zanakavavy hoe: ‘Iny avy iny ny Mpanjakanao.+ Malemy fanahy+ izy, ary mitaingina ampondra, eny, zanak’ampondra, dia zanaky ny biby mpitondra entana.’”+