FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 9:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Roa ambin’ny folo sy roanjato izy rehetra voafidy ho mpiandry vavahady teo amin’ny fidirana. Napetraka tany amin’ny tanàna keliny+ izy ireo, araka ny nanoratana azy tao amin’ny tetirazany.+ Ireo no notendren’i Davida+ sy Samoela mpahita,+ ho amin’izany andraikitra izany satria mendri-pitokisana.+

  • 2 Tantara 31:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Teo ambany fifehezan’i Kore tany amin’ireo tanànan’ny mpisorona+ i Edena sy Miniamina sy Jesoa sy Semaia sy Amaria ary Sekania. Mendri-pitokisana+ izy ireo, ka andraikiny ny nanome ny anjaran’ireo rahalahiny tao amin’ny fizarana+ tsirairay, ary nataony mitovy ny anjaran’ny kely sy ny lehibe.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara