Josoa 23:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 dia nantsoiny ny Israely rehetra,+ izany hoe ny anti-panahy sy ireo lohany teo amin’izy ireo ary ny mpitsarany sy ny mpiadidiny.+ Dia hoy izy tamin’ireo: “Efa antitra sady mandroso taona aho.
2 dia nantsoiny ny Israely rehetra,+ izany hoe ny anti-panahy sy ireo lohany teo amin’izy ireo ary ny mpitsarany sy ny mpiadidiny.+ Dia hoy izy tamin’ireo: “Efa antitra sady mandroso taona aho.