FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 15:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Tamin’ny andron’i Peka mpanjakan’ny Israely i Tiglato-pilesera+ mpanjakan’i Asyria+ no tonga naka ny tanin’i Naftaly+ manontolo, dia i Iona+ sy Abela-beti-maka+ sy Janoha sy Kedesy+ sy Hazora+ sy Gileada+ ary Galilia.+ Ary nataony sesitany tany Asyria ny mponin’ireo.+

  • 2 Mpanjaka 17:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary niakatra hamely an’ilay tany manontolo ny mpanjakan’i Asyria. Niakatra tany Samaria koa izy, ka nanao fahirano+ azy telo taona.

  • 2 Mpanjaka 19:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Efa renao ny nataon’ireo mpanjakan’i Asyria tamin’ny tany rehetra, dia ny nandravany azy.+ Koa ianao indray ve no ho voavonjy?+

  • Isaia 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Toy ny fakàna tranom-borona no hakako+ ny haren’ireo+ firenena, ary toy ny fanangon’ny olona ny atody tavela ao no hanangonako ny tany manontolo. Dia tsy hisy ho afaka hikopak’elatra na hanoka-bava na hikiakiaka.’”

  • Isaia 37:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Rehefa naringan’ny razako i Gozana+ sy Harana+ sy Rezefa ary ny zanak’i Edena+ tao Tela-asara, angaha nisy nahavonjy+ an’ireny firenena ireny ny andriamaniny?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara