FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 17:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary niakatra hamely an’ilay tany manontolo ny mpanjakan’i Asyria. Niakatra tany Samaria koa izy, ka nanao fahirano+ azy telo taona.

  • 2 Tantara 32:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy fantatrareo angaha ny zavatra efa nataoko sy nataon’ny razako tamin’ny mponina rehetra manodidina?+ Angaha ny andriamanitr’ireo+ firenena nisy nahavonjy ny taniny tsy ho azon’ny tanako?

  • Isaia 10:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa tsy toy ny nataoko tamin’i Samaria sy ny andriamaniny tsy misy dikany+ ihany ve no hataoko koa amin’i Jerosalema sy ny sampiny?’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara