2 Mpanjaka 19:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary noraisin’i Hezekia teny an-tanan’ireo iraka ny taratasy ka novakiny.+ Dia niakatra tao an-tranon’i Jehovah izy, ka namelatra izany teo anatrehan’i Jehovah.+ Nehemia 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Farany dia nirahin’i Sanbala+ tany amiko ny mpanompony hilaza izany teny izany fanindiminy. Ary nampitondrainy taratasy tsy nihidy izy,
14 Ary noraisin’i Hezekia teny an-tanan’ireo iraka ny taratasy ka novakiny.+ Dia niakatra tao an-tranon’i Jehovah izy, ka namelatra izany teo anatrehan’i Jehovah.+
5 Farany dia nirahin’i Sanbala+ tany amiko ny mpanompony hilaza izany teny izany fanindiminy. Ary nampitondrainy taratasy tsy nihidy izy,