1 Mpanjaka 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nentin’izy ireo niakatra ilay Vata masin’i Jehovah, sy ny tranolay+ fihaonana,+ ary ny fitaovana masina rehetra tao amin’ny tranolay. Ny mpisorona sy ny Levita+ no nitondra izany niakatra.+
4 Nentin’izy ireo niakatra ilay Vata masin’i Jehovah, sy ny tranolay+ fihaonana,+ ary ny fitaovana masina rehetra tao amin’ny tranolay. Ny mpisorona sy ny Levita+ no nitondra izany niakatra.+