2 Tantara 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nentin’izy ireo niakatra ilay Vata+ sy ny tranolay fihaonana+ ary ny fitaovana masina rehetra+ tao amin’ny tranolay. Ny Levita mpisorona no nitondra izany niakatra.+
5 Nentin’izy ireo niakatra ilay Vata+ sy ny tranolay fihaonana+ ary ny fitaovana masina rehetra+ tao amin’ny tranolay. Ny Levita mpisorona no nitondra izany niakatra.+