2 Samoela 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nohamasinin’i Davida Mpanjaka ho an’i Jehovah koa ireny, toy ny nanamasinany ny volafotsy sy ny volamena avy tamin’ny firenena rehetra resiny,+ Ezra 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 ary mba hitondrana ny volafotsy sy volamena izay nomen’ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsainy, eny, nomeny an-tsitrapo+ ho an’Andriamanitry ny Israely monina any Jerosalema.+ Salamo 68:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Noho ny tempolinao ao Jerosalema,+Dia hitondra fanomezana ho anao ireo mpanjaka.+
11 Nohamasinin’i Davida Mpanjaka ho an’i Jehovah koa ireny, toy ny nanamasinany ny volafotsy sy ny volamena avy tamin’ny firenena rehetra resiny,+
15 ary mba hitondrana ny volafotsy sy volamena izay nomen’ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsainy, eny, nomeny an-tsitrapo+ ho an’Andriamanitry ny Israely monina any Jerosalema.+