FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 20:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Hezekia, mbamin’ny heriny rehetra sy ny nanaovany an’ilay dobo+ sy ilay lakandrano+ ka nitarihany rano nankao an-tanàna, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve izany?

  • 2 Tantara 32:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 I Hezekia no nanampina+ ny loharano+ ambony tao Gihona,+ sy namily ny rano hidina niankandrefana nankany amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary nahomby foana izy tamin’izay rehetra nataony.+

  • Nehemia 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny Vavahadin-doharano+ no namboarin’i Saloma zanak’i Kola-hoze, andrianan’ny faritanin’i Mizpa.+ Izy no nanao azy io sy nanafo azy ary nametaka ny vavahady+ sy ny karetsaka ary ny bara hidiny. Izy koa no nanorina ny manda teo amin’ny Dobon’ny+ Lakandrano hatreo amin’ny Zaridainan’ny Mpanjaka,+ sy hatrany amin’ny Tohatoha-bato+ midina avy any amin’ny Tanànan’i Davida.+

  • Jaona 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 ka hoy izy: “Mandehana misasa+ any amin’ny dobon’i Siloama”+—izay adika hoe ‘Nalefa.’ Dia nandeha izy ka nisasa,+ ary nahiratra ny masony+ rehefa niverina izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara