2 Samoela 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hifidy toerana+ ho an’ny Israely oloko aho ka hampitoetra*+ azy. Dia honina eo amin’izay misy azy izy, ka tsy ho voahelingelina intsony. Ary ny zanaky ny tsy fahamarinana tsy hampahory azy toy ny tamin’ny voalohany intsony,+
10 Ary hifidy toerana+ ho an’ny Israely oloko aho ka hampitoetra*+ azy. Dia honina eo amin’izay misy azy izy, ka tsy ho voahelingelina intsony. Ary ny zanaky ny tsy fahamarinana tsy hampahory azy toy ny tamin’ny voalohany intsony,+