2 Tantara 32:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy i Hezekia ihany ve no nanaisotra ireo toerana avony+ sy alitarany,+ ka niteny tamin’ny Joda sy Jerosalema hoe: “Eo anoloan’ny alitara+ iray ihany ianareo no tokony hiankohoka,+ ary eo ihany no tokony hanolotra setroka ho sorona”?+
12 Tsy i Hezekia ihany ve no nanaisotra ireo toerana avony+ sy alitarany,+ ka niteny tamin’ny Joda sy Jerosalema hoe: “Eo anoloan’ny alitara+ iray ihany ianareo no tokony hiankohoka,+ ary eo ihany no tokony hanolotra setroka ho sorona”?+