27“Ary hazo akasia no hanaovanao ny alitara,+ ka dimy hakiho ny lavany ary dimy hakiho ny sakany. Tokony ho efamira ilay izy, ary telo hakiho ny haavony.
48 Ary nataon’i Solomona tsikelikely ny fitaovana rehetra momba ny tranon’i Jehovah: Ny alitara+ volamena sy ny latabatra+ volamena fitoeran’ny mofo aseho,