FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 15:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary nanao tetika hamelezana an’i Nadaba i Basa+ zanak’i Ahia anisan’ny taranak’Isakara, ka namono azy ho faty tao Gibetona,+ izay an’ny Filistinina. Mbola nanao fahirano an’i Gibetona i Nadaba sy ny Israely rehetra tamin’izay.

  • 2 Tantara 24:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary lasa nody ny Syrianina, ka navelany tao anatin’ny aretina mafy i Joasy.+ Dia niray tetika+ hamono azy ny mpanompony, noho ny nandatsahany ny ran’ny+ zanak’i Joiada+ mpisorona. Koa novonoin’izy ireo teo am-pandriana izy ka maty.+ Dia nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida+ izy, saingy tsy tao amin’ny fasan’ny mpanjaka.+

  • 2 Tantara 25:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary nisy niray tetika+ hanohitra an’i Amazia tany Jerosalema, nanomboka tamin’izy tsy nanaraka an’i Jehovah. Farany dia nandositra tany Lakisy+ izy, nefa nisy nirahina hanenjika azy ka namono azy tany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara