1 Tantara 23:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia notsinjarain’i Davida ireo ka nozarainy+ araka ny zanak’i Levy,+ dia i Gersona sy Kehata ary Merary. 1 Tantara 24:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary i Maly+ sy Mosy+ no zanak’i Merary;+ ary i Beno no tamin’ny taranak’i Jazia.
6 Dia notsinjarain’i Davida ireo ka nozarainy+ araka ny zanak’i Levy,+ dia i Gersona sy Kehata ary Merary.