2 Tantara 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary varimbazaha roa alina kora,+ sy vary orza roa alina kora, sy divay+ roa alina bata, ary menaka roa alina bata no homeko ho sakafon’ny mpanomponao izay manangona sy mikapa hazo.”
10 Ary varimbazaha roa alina kora,+ sy vary orza roa alina kora, sy divay+ roa alina bata, ary menaka roa alina bata no homeko ho sakafon’ny mpanomponao izay manangona sy mikapa hazo.”