3 Aoka izahay hanao fifanekena+ amin’Andriamanitsika ka horoahinay+ ireo vehivavy rehetra ireo mbamin’izay naterany, fa izany no toromarika avy amin’i Jehovah sy avy amin’ireo matahotra ny handika+ ny didin’Andriamanitsika,+ mba hanaovana zavatra araka ny lalàna.+