-
Josoa 23:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 dia fantaro tsara fa tsy handroaka an’ireo firenena ireo intsony noho ny aminareo i Jehovah Andriamanitrareo.+ Ho vela-pandrika sy fandrika ho anareo izy ireo, sady ho karavasy hikapoka ny tehezanareo+ sy ho tsilo ao anaty masonareo, mandra-paharipakareo tanteraka tsy ho eto amin’ity tany soa efa nomen’i Jehovah Andriamanitrareo anareo ity.+
-
-
2 Tantara 34:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 “Mandehana manontany+ an’i Jehovah, ho ahy+ sy ho an’izay sisa tavela any amin’ny tanin’ny Israely sy Joda, momba ireo teny ao amin’io boky+ vao hita io. Fa lehibe ny fahatezeran’i Jehovah+ hihatra amintsika, satria tsy nitandrina ny tenin’i Jehovah ny razantsika ka tsy nanaraka izay rehetra voasoratra ao amin’io boky io.”+
-