Jeremia 38:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary naniraka olona haka an’i Jeremia mpaminany i Zedekia Mpanjaka+ mba ho any aminy, ho eo amin’ny fidirana fahatelo,+ izay ao an-tranon’i Jehovah.+ Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Jeremia: “Hanontany zavatra anao aho ka aza misy afenina amiko.”+
14 Ary naniraka olona haka an’i Jeremia mpaminany i Zedekia Mpanjaka+ mba ho any aminy, ho eo amin’ny fidirana fahatelo,+ izay ao an-tranon’i Jehovah.+ Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Jeremia: “Hanontany zavatra anao aho ka aza misy afenina amiko.”+