1 Tantara 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Samy nanana ny fizarana nisy azy avy ny taranak’i Arona. Ny zanak’i Arona, dia i Nadaba+ sy Abiho,+ ary Eleazara+ sy Itamara.+ 2 Tantara 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nivoaka avy tao amin’ny toerana masina ny mpisorona,—fa efa nanamasina+ ny tenany ny mpisorona rehetra, ka tsy voatery nosokajina araka ny fizarana nisy azy+— Lioka 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tamin’ny andron’i Heroda+ mpanjakan’i Jodia, dia nisy mpisorona atao hoe Zakaria, tao amin’ny fizarana nisy an’i Abia.+ Avy amin’ny taranak’i Arona ny vadiny,+ Elizabeta no anarany.
24 Samy nanana ny fizarana nisy azy avy ny taranak’i Arona. Ny zanak’i Arona, dia i Nadaba+ sy Abiho,+ ary Eleazara+ sy Itamara.+
11 Dia nivoaka avy tao amin’ny toerana masina ny mpisorona,—fa efa nanamasina+ ny tenany ny mpisorona rehetra, ka tsy voatery nosokajina araka ny fizarana nisy azy+—
5 Tamin’ny andron’i Heroda+ mpanjakan’i Jodia, dia nisy mpisorona atao hoe Zakaria, tao amin’ny fizarana nisy an’i Abia.+ Avy amin’ny taranak’i Arona ny vadiny,+ Elizabeta no anarany.