1 Mpanjaka 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Nampitondra zioga mavesatra anay ny rainao, fa ianao kosa, mba hamaivano+ ny fanompoana mafy nampanaovin-drainao sy ny zioga mavesatra+ nampitondrainy anay, dia hanompo anao izahay.”+
4 “Nampitondra zioga mavesatra anay ny rainao, fa ianao kosa, mba hamaivano+ ny fanompoana mafy nampanaovin-drainao sy ny zioga mavesatra+ nampitondrainy anay, dia hanompo anao izahay.”+