1 Mpanjaka 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy ireo zokiolona taminy: “Raha asehonao fa mpanompon’ny vahoaka ianao, ary tena manompo azy,+ dia teny mahafinaritra no tokony havalinao sy holazainao aminy.+ Dia azo antoka fa hanompo anao foana ny vahoaka.”+
7 Dia hoy ireo zokiolona taminy: “Raha asehonao fa mpanompon’ny vahoaka ianao, ary tena manompo azy,+ dia teny mahafinaritra no tokony havalinao sy holazainao aminy.+ Dia azo antoka fa hanompo anao foana ny vahoaka.”+