Mpitsara 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ dia natolony teo an-tanan’ny mpandroba izy ireo ka voaroba.+ Ary namidin’Andriamanitra ho eo an-tanan’ny fahavalony manodidina izy ireo,+ ka tsy nahatohitra an’ireny intsony.+ 2 Tantara 7:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa raha miala+ amiko kosa ianareo, ka mahafoy ny lalàna+ sy didy+ nomeko anareo, ary mandeha manompo andriamani-kafa+ sy miankohoka eo anatrehan’ireny,+
14 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ dia natolony teo an-tanan’ny mpandroba izy ireo ka voaroba.+ Ary namidin’Andriamanitra ho eo an-tanan’ny fahavalony manodidina izy ireo,+ ka tsy nahatohitra an’ireny intsony.+
19 Fa raha miala+ amiko kosa ianareo, ka mahafoy ny lalàna+ sy didy+ nomeko anareo, ary mandeha manompo andriamani-kafa+ sy miankohoka eo anatrehan’ireny,+