23 Avy eo, dia navelan’Andriamanitra hisy tsy fifankahazoana+ teo amin’i Abimeleka sy ny mponina tao Sekema, ka nivadika+ tamin’i Abimeleka ireo mponina ireo,
15 Ary ny tantaran’i Rehoboama, na ny voalohany na ny farany,+ moa ve izany tsy efa voarakitra araka ny tetirazana, ao amin’izay nosoratan’i Semaia+ mpaminany sy Ido+ mpahita? Ary nisy ady foana teo amin’i Rehoboama+ sy Jeroboama.+