1 Mpanjaka 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nesoriny tsy ho andriambavy+ koa na dia i Maka+ renibeny aza, satria nanao sampy mahatsiravina izay nampiasaina hivavahana tamin’ny tsato-kazo masina. Dia nokapain’i Asa ilay sampy+ mahatsiravina nataon’ny renibeny ka nodorany+ tao amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Kidrona.+ 2 Tantara 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa aoka hatahotra+ an’i Jehovah ianareo.+ Mitandrema tsara amin’izay ataonareo,+ fa tsy misy tsy fahamarinana ao amin’i Jehovah Andriamanitsika,+ ary tsy mba miangatra+ na mandray kolikoly+ izy.”
13 Nesoriny tsy ho andriambavy+ koa na dia i Maka+ renibeny aza, satria nanao sampy mahatsiravina izay nampiasaina hivavahana tamin’ny tsato-kazo masina. Dia nokapain’i Asa ilay sampy+ mahatsiravina nataon’ny renibeny ka nodorany+ tao amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Kidrona.+
7 Koa aoka hatahotra+ an’i Jehovah ianareo.+ Mitandrema tsara amin’izay ataonareo,+ fa tsy misy tsy fahamarinana ao amin’i Jehovah Andriamanitsika,+ ary tsy mba miangatra+ na mandray kolikoly+ izy.”