13 Atolory anay ireo lehilahy+ tsy manjary+ ao Gibea+ ireo mba hamonoanay azy ho faty,+ ary aoka hesorintsika tsy ho eto amin’ny Israely ny ratsy.”+ Tsy nety nihaino ny tenin’ny zanak’Israely rahalahiny anefa ny taranak’i Benjamina.+
9 Efa nanao zava-dratsy tafahoatra izy ireo,+ toy ny tamin’ny andro nitrangan’izany tany Gibea.+ Koa hotsarovan’Andriamanitra ny fahadisoany,+ ka hataony ampamoaka izy noho ny fahotany.