2 Mpanjaka 16:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nalain’i Ahaza ny volafotsy sy ny volamena tao an-tranon’i Jehovah sy tao amin’ireo zava-tsarobidy notehirizina tao an-tranon’ny mpanjaka,+ ka nalefany hatao tsolotra ho an’ny mpanjakan’i Asyria.+
8 Ary nalain’i Ahaza ny volafotsy sy ny volamena tao an-tranon’i Jehovah sy tao amin’ireo zava-tsarobidy notehirizina tao an-tranon’ny mpanjaka,+ ka nalefany hatao tsolotra ho an’ny mpanjakan’i Asyria.+