FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 15:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa nalain’i Asa daholo ny volafotsy sy ny volamena sisa tamin’ireo zava-tsarobidy notehirizina tao an-tranon’i Jehovah sy tao an-tranon’ny mpanjaka, ka nataony teo an-tanan’ny mpanompony. Ary nirahin’i Asa Mpanjaka ireo ho any amin’i Beni-hadada+ zanak’i Tabrimona, zanak’i Heziona, mpanjakan’i Syria,+ izay nonina tao Damaskosy,+ mba hilaza hoe:

  • 2 Mpanjaka 14:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia nalainy avokoa ny volamena sy ny volafotsy ary ny fitaovana tao an-tranon’i Jehovah,+ sy ny zava-tsarobidy notehirizina tao an-tranon’ny mpanjaka. Nisy koa olona nalainy ho takalon’aina. Dia niverina tany Samaria izy.

  • 2 Tantara 16:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa namoaka volafotsy sy volamena avy tamin’ireo zava-tsarobidy notehirizina tao an-tranon’i Jehovah+ sy tao an-tranon’ny mpanjaka+ i Asa, ka naniraka olona nankany amin’i Beni-hadada+ mpanjakan’i Syria,+ izay nonina tao Damaskosy,+ mba hilaza hoe:

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara