FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 18:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Kefara-hamony, Ofny, ary Geba,+ izany hoe tanàna roa ambin’ny folo mbamin’ny tanàna keliny.

  • 1 Tantara 6:60
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 60 Ary ny tanàna avy tamin’ny fokon’i Benjamina dia i Geba+ sy ny kijanany, Alemeta+ sy ny kijanany, ary Anatota+ sy ny kijanany. Telo ambin’ny folo+ ny tanàna rehetra nomena ny fianakavian’izy ireo.

  • Isaia 10:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary nandeha teo amin’ny toerana fiampitana izy, ka natory tao Geba.+ Mihorohoro i Rama,+ ary mandositra i Gibean’i+ Saoly.

  • Zakaria 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Ary hiova ho sahala amin’i Araba+ ilay tany manontolo, manomboka any Geba+ ka hatrany Rimona+ any atsimon’i Jerosalema. Hisondrotra izy ka honenana eo amin’izay misy azy,+ manomboka any amin’ny Vavahadin’i Benjamina+ ka hatrany amin’ny Vavahady Voalohany sy hatrany amin’ny Vavahady An-jorony, ary manomboka eo amin’ny Tilikambon’i Hananela+ ka hatrany amin’ny famiazam-boaloboky ny mpanjaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara