1 Mpanjaka 15:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Asa,+ ka nalevina any amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida razambeny.+ Ary i Josafata+ zanany no nanjaka nandimby azy.
24 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Asa,+ ka nalevina any amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida razambeny.+ Ary i Josafata+ zanany no nanjaka nandimby azy.