FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 22:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Dimy amby telopolo taona i Josafata, tamin’izy nanomboka nanjaka, ary dimy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Azoba, zanak’i Sily.

  • 2 Tantara 17:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 fa ny Andriamanitry ny rainy kosa no notadiaviny+ ary ny didiny no narahiny,+ ka tsy nanao toy izay nataon’ny Israely+ izy.

  • 2 Tantara 18:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary nanjary nanana harena sy voninahitra be i Josafata.+ Nanao fifanarahana tamin’i Ahaba anefa izy, ka nalainy ho vadin-janany ny zanak’i Ahaba.+

  • 2 Tantara 19:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary tao Jerosalema foana i Josafata no nipetraka. Dia noteteziny indray ny vahoaka hatrany Beri-sheba+ ka hatrany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima,+ mba hampodiana azy ireny ho amin’i Jehovah Andriamanitry ny razany.+

  • 2 Tantara 20:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Koa nankeny amin’ireo faty i Josafata sy ny vahoakany mba handroba+ izay teny amin’ireny, ka nahita zavatra be dia be ary koa fitafiana sy zava-tsarobidy maro be. Dia nendahany daholo izay azony nalaina teny amin’ireo faty, ka nentiny daholo izay zakany.+ Telo andro izy ireo no nanao izany satria maro be ireo zavatra azo nobaboina.

  • Matio 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Asa niteraka an’i Josafata;+

      Josafata niteraka an’i Jorama;+

      Jorama niteraka an’i Ozia;

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara