1 Mpanjaka 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hoy koa izy tamin’i Josafata: “Hiaraka amiko hiady any Ramota-gileada ve ianao?”+ Dia hoy i Josafata: “Iray ihany izaho sy ianao, ary vahoakanao ihany ny vahoakako,+ ary ny soavaliko dia soavalinao.”
4 Hoy koa izy tamin’i Josafata: “Hiaraka amiko hiady any Ramota-gileada ve ianao?”+ Dia hoy i Josafata: “Iray ihany izaho sy ianao, ary vahoakanao ihany ny vahoakako,+ ary ny soavaliko dia soavalinao.”