1 Mpanjaka 18:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha vao nahita an’i Elia i Ahaba, dia nilaza taminy hoe: “Ianao ve ity, ry ilay nahatonga loza tamin’ny Israely?”+ 1 Mpanjaka 21:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary hoy i Ahaba tamin’i Elia: “Hitanao ihany angaha aho, ry ilay fahavaloko?”+ Dia hoy i Elia: “Hitako tokoa ianao. ‘Noho ianao tsy manan-tsaina afa-tsy ny hanao izay ratsy eo imason’i Jehovah,+ Salamo 34:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ho fatin’ny loza ny ratsy fanahy.+Ary homelohina izay mankahala ny olo-marina.+
17 Raha vao nahita an’i Elia i Ahaba, dia nilaza taminy hoe: “Ianao ve ity, ry ilay nahatonga loza tamin’ny Israely?”+
20 Ary hoy i Ahaba tamin’i Elia: “Hitanao ihany angaha aho, ry ilay fahavaloko?”+ Dia hoy i Elia: “Hitako tokoa ianao. ‘Noho ianao tsy manan-tsaina afa-tsy ny hanao izay ratsy eo imason’i Jehovah,+