FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Navoakany avy tao amin’ny tempolin’i Babylona koa ny fitaovana+ volamena sy volafotsin’ny tranon’Andriamanitra tao amin’ny tempolin’i Jerosalema. I Nebokadnezara mantsy no naka an’ireo tany Jerosalema sy nitondra izany nankao amin’ny tempolin’i Babylona.+ Dia nomen’i Kyrosy Mpanjaka+ an’i Sesbazara+ ireny. Izany no anaran’ilay nataony governora.+

  • Ezra 6:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Aoka koa hoentina miverina ny fitaovana+ volamena sy volafotsin’ny tranon’Andriamanitra, izay nalain’i Nebokadnezara+ tao amin’ny tempoly tany Jerosalema ka nentiny tany Babylona. Aoka ireny haverina any amin’ny toerany, ao amin’ny tempoly any Jerosalema, ka hapetraka ao an-tranon’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara