Ezra 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nataon’izy ireo mafy orina teo amin’ilay toerany taloha ilay alitara,+ noho ny fahatahorany ny mponina manodidina.+ Ary natolotr’izy ireo teo amboniny ny sorona dorana ho an’i Jehovah, dia ny sorona dorana amin’ny maraina sy hariva.+ Nehemia 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Te hampitahotra anay mantsy izy rehetra, ary nilaza hoe: “Hiraviravy tanana+ ireo, dia tsy hiasa intsony, ka tsy ho vita ilay asa.” Mba ampaherezo anefa aho, Andriamanitra ô!+
3 Koa nataon’izy ireo mafy orina teo amin’ilay toerany taloha ilay alitara,+ noho ny fahatahorany ny mponina manodidina.+ Ary natolotr’izy ireo teo amboniny ny sorona dorana ho an’i Jehovah, dia ny sorona dorana amin’ny maraina sy hariva.+
9 Te hampitahotra anay mantsy izy rehetra, ary nilaza hoe: “Hiraviravy tanana+ ireo, dia tsy hiasa intsony, ka tsy ho vita ilay asa.” Mba ampaherezo anefa aho, Andriamanitra ô!+