6 Ary ory dia ory i Davida+ satria nilaza ny hitora-bato azy ny olona.+ Samy tezitra+ daholo mantsy izy ireo noho ny amin’ny zanany lahy sy ny zanany vavy. Koa nankahery tena tamin’ny alalan’i Jehovah Andriamaniny i Davida.+
10 Aza matahotra fa momba anao aho.+ Aza miherikerika noho ny tahotra, fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho+ ka hanampy anao.+ Hihazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana+ aho, dia ny tanako feno fahamarinana.’+