-
Ezra 6:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 “Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kyrosy Mpanjaka,+ dia nanome baiko toy izao momba ny tranon’Andriamanitra any Jerosalema, izy: Aoka haorina indray ilay trano mba hanoloran’izy ireo sorona.+ Tokony hatao mafy tsara ny fototr’ilay trano, ka ho enimpolo hakiho ny haavony, ary ho enimpolo hakiho ny sakany.+
-