FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Rehefa nandatsaka ny fototry+ ny tempolin’i Jehovah ireo mpanorina, dia nitsangana ireo mpisorona nanao akanjo fisoronana+ izay nitondra trompetra,+ sy ireo Levita taranak’i Asafa+ nitondra kipantsona,+ ka nidera an’i Jehovah araka ny toromarik’i+ Davida mpanjakan’ny Israely.

  • Hagay 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “‘Koa manomboka anio fahefatra amby roapolon’ny volana fahasivy, eny, manomboka amin’ity andro ametrahana ny fototry ny tempolin’i Jehovah ity,+ dia mba diniho izao+:

  • Zakaria 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Ny tanan’i Zerobabela no nametraka ny fototr’ity trano ity,+ ary ny tanany koa no hamita ity trano ity.”+ Dia ho fantatrao fa i Jehovah Tompon’ny tafika no naniraka ahy ho atỳ aminareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara