Eksodosy 28:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 “Ary ireo zanakalahin’i Arona dia anaovy akanjo lava+ sy fehikibo lamba ary fehiloha,*+ mba hanomezana azy voninahitra sy hatsaran-tarehy.+ 1 Samoela 22:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Farany, dia hoy ny mpanjaka tamin’i Doega:+ “Mihodìna, ka asio ireo mpisorona ireo!” Dia nihodina avy hatrany i Doega Edomita,+ ka namely an’ireo mpisorona. Koa dimy amby valopolo lahy nisalotra efoda+ rongony, no matiny+ tamin’iny andro iny.
40 “Ary ireo zanakalahin’i Arona dia anaovy akanjo lava+ sy fehikibo lamba ary fehiloha,*+ mba hanomezana azy voninahitra sy hatsaran-tarehy.+
18 Farany, dia hoy ny mpanjaka tamin’i Doega:+ “Mihodìna, ka asio ireo mpisorona ireo!” Dia nihodina avy hatrany i Doega Edomita,+ ka namely an’ireo mpisorona. Koa dimy amby valopolo lahy nisalotra efoda+ rongony, no matiny+ tamin’iny andro iny.